Entrée | adalaina (adala) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy Lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina Fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho Ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces. [1.2] | ||||||||
To be made foolish, to be made a fool of [1.7] | |||||||||
Explications en français | Qu'on dupe [1.3, 1.8] | ||||||||
Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune [1.3] | |||||||||
De qui on se joue [1.8] | |||||||||
Exemples | Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy.
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | adalana | ||||||||
Anagrammes | adalaina, iadalana |
Mis à jour le 2024/02/02 |