Entrée | ady fombo | |
Mots élémentaires | ady ; fombo | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | [Bara] Ady, ady saritaka [1.78] | |
[Betsimisaraka] Korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [1.78] | ||
[Tanosy] [ adifombo ] Adilahy [1.78] | ||
[ adifombo ] Adilahy [1.62] | ||
Fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [1.62] | ||
Mis à jour le 2023/01/01 |