Entrée | ajadona (jadona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1] | ||||||||
Explications en français | à planter, à ficher Figuré: à exiger avec empire [1.3] | ||||||||
Exemples | Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý
[2.996] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/02/19 |