Entrée | ajananaka (jananaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Avala hivoaka tsy an-kiato (rano, ra), afantsitsitra: Najananakan' i Bozy ny ran' ilay akoho novonoiny ka nahasosotra [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | ajananaika | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |