Entrée | akohofotsy | ||
Mots élémentaires | akoho ; fotsy | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [Taifasy] Angamaty (aretina) [1.78] | ||
[Taimoro] Farasisa [1.78] | |||
[Tambahoaka] Aretindratsy [1.78] | |||
[Betsimisaraka] Aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [1.78] | |||
[Tanala] Aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [1.78] | |||
Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] | |||
Explications en français | Blennorragie [1.78, 1.13] | ||
Vocabulaire | Santé | ||
Mots composés |
| ||
Analogues | ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania | ||
Anagrammes | akohofotsy, akotso fohy |
Mis à jour le 2023/10/27 |