Entrée |
ala safay
|
Mots élémentaires | ala ;
safay |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona [1.1]
|
Explications en anglais | Used in the following: miala safay
[1.2]
|
Exemples |
1 | Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny.
[2.4]
|
2 | Mba nody nampidirina alasafay ihany ny Teny sy ny Tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana.
[2.503]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|