Exemples |
1 | N° 593 Tonga teto aminay ny fiangonana eny Ambaniala nitondra taratasy vita mpirinty homena anay mivady.
[2.59]
|
2 | Nametrahan'Andrianampoinimerina olona daholo teny an-keniheny eny avaratr'Anosizato sy teny Ambaniala, teny amin'ny Tsimilefa rehetra teny.
[2.508]
|
|