Entrée |
ambany andrefana
|
Mots élémentaires | ambany ;
andrefana |
Partie du discours | locution
|
Exemples |
1 | Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana
[2.649]
|
2 | Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby
[2.246]
|
3 | Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry
[MaTV]
|
|
Analogues |
ambany avaratra ~
ambany atsimo ~
ambany atsinanana |
|
Entrée |
Ambany Andrefana
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Exemples | Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs
[4.12]
|
|