Entrée | ambika | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Karazam-pandrika ka raha vao miditra eo amin' ny vohan-tady ny biby na vorona dia misavoana any ambony any [1.78] | |
Anagrammes | ambaky, ambika, mibaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |