Entrée |
amboara
(voara)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana Anentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin' ny olona iray mitondra Fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo [1.1]
|
Explications en anglais | A sheaf [1.2]
|
| A sheaf of grain; a bouquet of flowers [1.7]
|
Explications en français | Gerbe [1.3, 1.8]
|
| Bouquet de fleurs [1.8]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
|
Entrée |
Amboara
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Proverbes |
|