Explications en malgache | Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
ampalesina,
ampalesiko,
ampalesinao,
ampalesiny,
ampalesintsika,
ampalesinay,
ampalesinareo,
ampalesin',
ampalesin-,
ampalesim-,
ampalesi- |
Passé : |
nampalesina,
nampalesiko,
nampalesinao,
nampalesiny,
nampalesintsika,
nampalesinay,
nampalesinareo,
nampalesin',
nampalesin-,
nampalesim-,
nampalesi- |
Futur : |
hampalesina,
hampalesiko,
hampalesinao,
hampalesiny,
hampalesintsika,
hampalesinay,
hampalesinareo,
hampalesin',
hampalesin-,
hampalesim-,
hampalesi- |
Impératif : |
ampaleso |
|