Entrée |
ampitso
|
Partie du discours | nom ou adverbe
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, [1.1]
|
Explications en anglais | To-morrow. Same as rahampitso. [1.2]
|
| Tomorrow, the morrow [1.7]
|
Explications en français | Demain, le lendemain [1.8]
|
Exemples |
1 | ka marary nony mody ny ampitso.
[2.245]
|
2 | Nony ampitso Zoma, dia niangona indray;
[2.59]
|
3 | Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana.
[2.499]
|
4 | Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso.
[2.356]
|
|
Morphologie |
Simple : |
ampitso,
ampitson' |
|
Dérivés |
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|