Entrée | ampongatany | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Atao koa hoe Amponga fandrotrarana: fandrotrarana mihenjana amin' ny tsatoka kely anankiroa no aingain' ny tapa-kazo kely eo ambonin' ny lavaka voarakotra tain' omby maina ary dia velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa. (Kilalaon' ny ankizy) [1.1] | |
Vocabulaire | Jeu | |
Mis à jour le 2020/07/31 |