Entrée | anakandriamaso (anaka, andriana, maso) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso [1.78] | ||
Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana. [1.1] | |||
Explications en anglais | [maso, the eye.] The pupil of the eye. [1.2] | ||
Vocabulaire | Biologie | ||
Mots composés |
| ||
Mis à jour le 2023/08/11 |