Entrée | anamadinika | |
Mots élémentaires | ana- (anana) ; madinika | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany) [1.1] | |
Explications en français | [Merina] (de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit). Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy. [1.196] | |
Vocabulaire | Botanique: légume | |
Mis à jour le 2023/12/06 |