Entrée | andrana | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana? Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. [1.1] | |||||||||||||||
Fitsapana mialoha ny tena izy Fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [1.13] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | Attempt, trial, taste. [1.2] | |||||||||||||||
Explications en français | Expérience, test Essai [1.13] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot andrana | |||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |