Entrée | anglisy | ||
Partie du discours | nom ou adjectif | ||
Explications en malgache | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Anglisy Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny anglisy [1.1] | ||
Explications en anglais | An Englishman or woman [1.7] | ||
Explications en français | Anglais, anglaise [1.8] | ||
Vocabulaire | Géographie: pays, peuples | ||
Synonymes | angley | ||
Mots composés |
| ||
Hyponymes | |||
Origine | Anglais: English. | ||
Analogues | Angletera ~ Englanda | ||
Mis à jour le 2020/07/31 |