Entrée | angole | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa [1.1] | |
Vocabulaire | Jeu | |
Mis à jour le 2020/07/31 |