Entrée |
ankalamanjana
(halamanjana)
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | [ an-kalamanjana ] Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [1.1]
|
Explications en anglais | In the open air, outdoors [1.7]
|
Explications en français | En plein air [1.8]
|
Exemples |
1 | Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro.
[2.270]
|
2 | indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny.
[2.470]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|