Entrée | ankandrefana (andrefana) | ||||||||||||
Partie du discours | adverbe | ||||||||||||
Explications en malgache | Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. [1.10] | ||||||||||||
[1.1] | |||||||||||||
Explications en français | Voyez andrefana [1.3] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Analogues | anavaratra ~ anatsimo ~ antsinanana | ||||||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |