Entrée |
ankaratsiana
(ratsy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1]
|
Exemples | Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299]
|
Antonymes |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
an-karatsiana
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1]
|
Explications en anglais | In evil days [1.7]
|
Explications en français | Dans l'épreuve [1.3]
|
| Dans le malheur [1.8]
|
Exemples | ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588]
|
Antonymes |
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|