Entrée | ankasa | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1] | ||||
Isa azo zaraina roa marina tsara [1.13] | |||||
Explications en anglais | [ ankatsa ] A pair. See lomisy [1.2] | ||||
Even (of numbers) [1.7] | |||||
Explications en français | Pair (nombre) [1.8, 1.13] | ||||
Vocabulaire | Mathématiques: arithmétique | ||||
Antonymes | tsiankasa ~ tsy ankasa | ||||
Mots composés |
| ||||
Anagrammes | ankasa, sakana, sanàka |
Mis à jour le 2023/04/23 |