Exemples |
1 | Ary isan' ny fampiharana tsy azo ialana an' izany ny fampisondrotana ny karama, ka ny karama farany ambany no anombohana azy sy ny vola miditra hafa.
[4.27]
|
2 | Ny mponina dia mila loatra mahita vatana pretra, masera, kristiana mpikatroka, katesista, olona azony solokiana, olona azony fetsena raha ilaina, azony anombohana fifampiraharahana.
[1.369]
|
|
Morphologie |
Présent : |
anombohana,
anombohako,
anombohanao,
anombohany,
anombohantsika,
anombohanay,
anombohanareo,
anombohan',
anombohan-,
anomboham-,
anomboha- |
Passé : |
nanombohana,
nanombohako,
nanombohanao,
nanombohany,
nanombohantsika,
nanombohanay,
nanombohanareo,
nanombohan',
nanombohan-,
nanomboham-,
nanomboha- |
Futur : |
hanombohana,
hanombohako,
hanombohanao,
hanombohany,
hanombohantsika,
hanombohanay,
hanombohanareo,
hanombohan',
hanombohan-,
hanomboham-,
hanomboha- |
Impératif : |
anombohy |
|