Entrée | antilimbohitra (antily, vohitra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo Mpiambina na mpitsikilo [1.1] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |