Entrée |
antontanisa
|
Mots élémentaires | antonta ;
isa |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly [1.62]
|
Explications en français | [ antontan' isa ] Statistique [1.13]
|
Exemples |
1 | Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany
[4.7]
|
2 | Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny
[4.39]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Mots composés, titres, noms |
|
|