Entrée | antsiraka (tsiraka) | |||
Partie du discours | adverbe | |||
Explications en malgache | [ an-tsiraka ] Amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [1.1] | |||
Explications en anglais | In the coastal regions [1.7] | |||
Explications en français | Dans les régions côtières [1.8] | |||
Exemples | Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana.
[2.5] | |||
Dérivés |
| |||
Mis à jour le 2024/03/10 |