Entrée |
antsiva
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Anjombona atao amin'ny akorandriaka [1.78]
|
| [Tanala]
Anjombona na anjomara fanairana na filazana [1.78]
|
| [Bara, Tanosy]
Anjombona [1.78]
|
| Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1]
|
Explications en anglais | A shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2]
|
| A bugle made from a conch shell [1.7]
|
Explications en français | Cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
|
Exemples | Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha;
[2.357]
|
Vocabulaire |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Analogues |
anjomara ~
anjombona ~
bingona |
|
Entrée |
antsiva
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taimoro]
Anjomaso [1.78]
|
|