Entrée | antsoina (antso) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | [1.2] | ||||||||
To be called [1.7] | |||||||||
Explications en français | Qu'on appelle [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot antsoina | ||||||||
Anagrammes | aantsony, ananotsy, Antanosy, antsiona, antsoina, asintona, santiona |
Mis à jour le 2023/01/20 |