Entrée |
arabo
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [1.1]
|
Explications en anglais | An Arab. See talaotra,
silamo
[1.2]
|
| An Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [1.7]
|
Explications en français | Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise [1.8]
|
| Arabe [1.5]
|
Exemples |
1 | Maromaro ihany ny Arabo nonina an-drenivohitra.
[2.366]
|
2 | Ny Nosy manja, araka izany, dia Nosin' ny Arabo.
[2.508]
|
|
Vocabulaire |
Origine | Français: arabe.
|
Article |
|