Entrée |
avona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko [1.1]
|
Explications en anglais | Pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. [1.2]
|
Exemples |
1 | Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona.
[1.230]
|
2 | nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka;
[2.313]
|
3 | Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana.
[2.528]
|
4 | Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona;
[1.301]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
avona,
avoko,
avonao,
avony,
avontsika,
avonay,
avonareo,
avon',
avon-,
avom-,
avo- |
|
Dérivés |
|
Synonymes | ~ ~ ~ ~ ~ |
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
avona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Akalam-bay, votoatiny [1.1]
|
Explications en anglais | The core of boils. (Prov.) See akalana. [1.2]
|
Explications en français | [Tankarana]
Bourbillon des furoncles. [1.19]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
avona
(vona)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
avona,
avoko,
avonao,
avony,
avontsika,
avonay,
avonareo,
avon',
avon-,
avom-,
avo- |
Passé : |
navona,
navoko,
navonao,
navony,
navontsika,
navonay,
navonareo,
navon',
navon-,
navom-,
navo- |
Futur : |
havona,
havoko,
havonao,
havony,
havontsika,
havonay,
havonareo,
havon',
havon-,
havom-,
havo- |
Impératif : |
avonao |
|
|