Entrée |
babangoana
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Foana tsy misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fanaira aman' entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarovana anareo [1.1]
|
Explications en anglais | Empty, void, as of a deep hole. [1.2]
|
Explications en français | Vide, où il n'y a rien, dont on a retiré les meubles [1.3]
|
Exemples | Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin'ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin'ny tsinontsinona;
[2.996]
|
|