Entrée |
bada
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Tsy miteraka [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Tsentsina, mihidy [1.78]
|
| [Sihanaka]
Tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo) [1.78]
|
| Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ). [1.1]
|
| Toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra [1.13]
|
Explications en anglais | Barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded. [1.2]
|
Explications en français | Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué [1.3]
|
| Stérile [1.13]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
bada
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Fandrarana, fisakanana [1.78]
|
Explications en français | [Taisaka]
Empêchement, défense [1.82]
|
|