Entrée balaonina
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. ballon] zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin' ny habakabaka ary dia atosiky ny rivotra na ampandehanin' ny milina; nasiana fitoerana karazana lakam-piara mifatotra aminy izay nisy ny olona mpandefa sy ny mpandeha. Azo lazaina ho razam-ben' ny aeroplanina ny balaonina [1.1]
Explications en français Ballon, dirigeable [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: ballon (un), dirigeable (un).

Entrée balaonina
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalaon-jaza vita amin' ny tenan-javatra manify dia manify (fingotra, kanikanin-kena) izay bontsinina amin' ny rivotra: Nividy balaonina telo ho an' ny zanany izy tamin' ny fety, nefa tsy nisy tapak' andro akory dia vaky daholo izy telo[1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: ballon.

Mis à jour le 2024/06/03