Entrée |
banky
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty)
[1.1]
|
|
Entrée |
banky
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1]
|
| Andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13]
|
Explications en français | Banque [1.13]
|
/m:web>
/m:web>
/m:web>
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Origine | Français: banque.
|
Web |
|
|