Ny Indoneziana dia tsy mpiompy loatra fa ny Bantoa no mpiompy nikoizana.[2.113]
2
Nanampy nanaraka izany ny fandinihana ny fiteny malagasy : ny tantarany, ny voambolany, ny firafiny, ny fifandraisany amin' ny teny hafa (indoneziana, sansikirita, arabo, hebreo, bantoa, soahilia sns.[2.508]