Entrée | binata (bata) | ||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||
Explications en malgache | Voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1] | ||||||
Explications en anglais | [passive with infix] [1.2] | ||||||
Explications en français | Porté, soulevé [1.3] | ||||||
Exemples | Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.
[2.643] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | voabata | ||||||
Anagrammes | binata, tinaba |
Mis à jour le 2023/02/21 |