Entrée |
bitsika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa. [1.1]
|
Explications en anglais | A whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.] [1.2]
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
bitsika
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Kely dia kely, pitiny kely [1.1]
|
Explications en anglais | Same as bitika,
boritika, etc.
[1.2]
|
|
Entrée |
-bitsika
|
Partie du discours | forme morphologique de vitsika
|
Exemples |
1 | Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika
[1.357]
|
2 | Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy
[2.445]
|
|
|