Entrée | danise | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany [1.1] | ||
Explications en anglais | Dancing in European fashion. See dihy [1.2] | ||
Explications en français | Danse européenne [1.3] | ||
Synonymes | dihy | ||
Mots composés |
| ||
Origine | Français: danser. | ||
Anagrammes | danise, indesa |
Mis à jour le 2023/08/11 |