Entrée | dimina (dimy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Zaraina dimy: Nodimina ny lovanay [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be divided into five [1.2] | ||||||||
Explications en français | à partager ou qu'on divise en cinq [1.3] | ||||||||
Exemples | Ary ny vola rehetra nialany ireo, Dia ho dimina;
[2.59] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | andimy, dimany, dimina, madiñy, manidy, midina, minday |
Mis à jour le 2020/07/31 |