Entrée |
dinidinika
(dinika)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha
[1.1]
|
Explications en français | Examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte [1.3]
|
Exemples |
1 | Dinidinika ambany tafo ihany.
[2.245]
|
2 | Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao.
[2.270]
|
3 | Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany.
[2.508]
|
4 | Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana.
[2.470]
|
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|