Entrée |
dinta
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1]
|
Explications en anglais | A leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2]
|
| A leech [1.7]
|
Explications en français | Sangsue [1.8]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymes |
|
Analogues |
dintamborona ~
dintanala ~
dintandrano |
Proverbes |
|