Entrée | disely | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany [1.1] | |
Explications en anglais | Epsom salts [Fr. du sel] [1.2] | |
Vocabulaire | Economie: alimentation | |
Origine | Français: du sel. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |