| eh |
|
Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina,
na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra.
(Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina
amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). --
Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.;
ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao:
Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10]
|
|
|
exprimant la surprise, la douleur, l'approbation:
ah! eh! ho! oh! hélas! très bien!
à la bonne heure! parfait! [1.3]