|
teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony,
ka milaza:
a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina.
b) fomba: mihira amin-karavoana.
c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina.
e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto.
f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono.
g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny.
h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny
ny vola azo amin'ny tsy rariny.
i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio;
(marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy
ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa:
eto, eo, any, atsy...:
mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) [1.1]
|
préposition dont le sens dépend du contexte:
avec, à, en. [1.8]
|
avec, dans, à, de, en, chez.
M [...] [texte complet dans 1.5]
|
|