Entrée | entim-pahazarana | |
Mots élémentaires | entina ; fahazarana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny [1.1] | |
Exemples | Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana.
[2.470] | |
Mis à jour le 2023/06/11 |