1 | Il y a un arbre entre les deux maisons (Misy hazo anelanelana ny trano roa)
[1.4]
|
2 | Il se jetta entre ces deux hommes qui se battaient (Nilatsaka tao ampovoan' ireo olona roa lahy niady ireo izy)
[1.4]
|
3 | Venez entre deux et cinq heures (Tongava ao anelanelan' ny ora roa sy ny dimy)
[1.4]
|
4 | Le gris est entre le blanc et le noir (Ny volombatolalaka dia anelanelan' ny fotsy sy ny mainty)
[1.4]
|
5 | Tamatave est entre Andevorante et Foulepointe (Toamasina dia ao anelanelan' Andevoranto sy Mahavelona)
[1.4]
|
6 | Entre Tananarive et Tamatave il y a plus de deux cents kilomètres (Hatrany Antananarivo ka hatrany Toamasina misy kilometatra roan-jato mahery)
[1.4]
|