Entrée | fadibare | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Fomba fanao raha vokatra ny vary dia tsy maintsy omena aloha ny Zanahary sy Razana izay vao azon'ny olona hohanina; santabary [1.78] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Mis à jour le 2020/07/31 |