Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao;[2.996]
2
Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana.[2.324]