Entrée |
famakafakana
(fakafaka (faka))
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana [1.1]
|
| Fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony [1.13]
|
Explications en français | Information [1.4]
|
| Analyse [1.13]
|
Exemples |
1 | Famakafakana ny tononkalo: inona ny hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto?
[2.313]
|
2 | Izany fironana vaovao amin’ny Lalàmpanorenana izany no fototra tsy maintsy hanompanana ny famakafakana ny fametrahana ny faritra tamin’ny 2004.
[4.27]
|
3 | Sady hita fa mavesa-danja kokoa ny karazana sasany noho ny hafa, ka ilana famakafakana bebe kokoa.
[2.606]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|