Entrée |
famaky
(vaky)
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | Fomba entina mamaky Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
|
Explications en français | Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
|
Phytonymes |
|
|
Entrée |
famaky
(vaky)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
|
Explications en anglais | An axe, a hatchet. [1.2]
|
| An ax, a cleaver [1.7]
|
Explications en français | Hache [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Ny voan' ny famaky mandoa lasiray.
[1.437]
|
2 | Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy.
[2.332]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Proverbes |
Article |
|